7-13 APRILY
OHABOLANA 8
Hira 89 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Henoy ny Fahendrena
(10 min.)
Antsoina hoe fahendrena i Jesosy, ary izy no “noforonin’i Jehovah voalohany” (Oh 8:1, 4, 22; cf 131 § 7)
Nitombo ny fahendren’i Jesosy sy ny fitiavany ny Rainy, nandritra ny fotoana lava be niarahany niasa taminy tamin’ny famoronana (Oh 8:30, 31; cf 131-132 § 8-9)
Mandray soa avy amin’ny fahendren’i Jesosy isika rehefa mihaino azy (Oh 8:32, 35; w09 15/4 31 § 14)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Oh 8:31: Inona no mandrisika antsika hitory ny vaovao tsara? (w24.05 20:8)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
4. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Valio ny fanontanian’ilay olona momba an’izay zavatra mety ho hitany mandritra ny Fahatsiarovana, satria te hanatrika an’izany izy. (lmd 9:3)
5. Miresadresaha Aloha
(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Raiso tsara ny olona iray tonga hanatrika Fahatsiarovana satria nahita fanasana teo amin’ny varavarany. Rehefa mirava indray, dia valio ny fanontaniany. (lmd 3:5)
6. Hazavao ny Zavatra Inoanao
(5 min.) Lahateny. ijwbq lahatsoratra 160: Foto-kevitra: Nahoana i Jesosy no Antsoina hoe Zanak’Andriamanitra? (th 1)
Hira 105
7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) w22.04 18:9-19