1-7 SEPTAMBRA
OHABOLANA 29
Hira 28 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Aza Minomino Foana na Manao Fombafomba Tsy Tian’i Jehovah
(10 min.)
Ankatoavy i Jehovah, amin’izay tena ho sambatra ianao (Oh 29:18; lff 24:3)
Mangataha fahendrena amin’i Jehovah mba hahafantarana raha tiany ny fombafomba iray (Oh 29:3a; w25.01 3:8)
Aza manaiky raha misy manery anao hanao fombafomba tsy tian’i Jehovah (Oh 29:25; w18.11 11 § 12)
Tsy ho voataona hanao zavatra tsy tian’i Jehovah ianao raha manao fikarohana sy mifampiresaka tsara
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Oh 29:11—Inona no hanampy anao hahay hisaina? (w23.12 53:5)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Asao hanatrika lahateny manokana ilay olona. (lmd 2:3)
5. Miresadresaha Aloha
(4 min.) ISAN-TRANO. Ampiasao Ny Tilikambo Fiambenana No. 1 2025 mba hanombohana resadresaka. Ovao mifanaraka amin’izay foto-kevitra mahaliana an’ilay olona anefa ny zavatra resahinao. (lmd 3:3)
6. Miresadresaha Aloha
(5 min.) TSY ARA-POTOANA. Omeo an’ilay Tilikambo Fiambenana No. 1 2025 ilay olona satria manahy momba ny ady misy eran-tany. (lmd 3:4)
Hira 159
7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) lff 5:1-4