1-7 DESAMBRA
ISAIA 3-5
Hira 135 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Tian’i Jehovah Hankatò Azy ny Vahoakany Sady Mendrika An’izany Izy
(10 min.)
Noharin’i Jehovah tamin’ny tanimboaloboka namboleny ny Israelita. Nanantena izy hoe hankatò azy ry zareo, hoatran’ny mpamboly manantena vokatra tsara (Is 5:1, 2, 7; ip-1 73-74 § 4; 76 § 9)
Tsy namoa afa-tsy voalobokadia ilay tanimboalobok’i Jehovah (Is 5:4; w06 15/6 18 § 1)
Nilaza i Jehovah hoe hataony lasa ngazana ilay tanimboaloboka (Is 5:5, 6; w06 15/6 18 § 2)
SAINTSAINO IZAO: ‘Nahoana io tantara io no mampirisika ahy hiezaka mba tsy handiso fanantenana an’i Jehovah mihitsy?’
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Is 4:6—Nahoana no mahavariana ny paradisa ara-panahy? (w24.04 17:2)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) ISAN-TRANO. Mampiasà video iray avy ao amin’ny Fitaovana Fampianarana. (lmd 1:5)
5. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Resaho momba ny programa JW Library ilay olona, dia ampio izy haka an’ilay izy ao amin’ny telefaoniny. (lmd 9:5)
6. Rehefa Mampianatra
(5 min.) Ampaherezo ilay mpianatra Baiboly satria manohitra azy ny fianakaviany. (lmd 12:4)
Hira 65
7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) lff 11:5