Gazety Fianarana
MARTSA 2020
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 4-31 MEY 2020
© 2019 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Nohamafisin’i Jesosy tamin’ny alina farany niarahany tamin’ny apostoly hoe tena zava-dehibe ny fitiavana (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 13, fehintsoratra 1-2)