Gazety Fianarana
APRILY 2020
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 1 JONA–5 JOLAY 2020
© 2020 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Tsy natahotra nitory ny didim-pitsaran’i Jehovah ho an’ity tontolo ratsy ity ny Rahalahy Rutherford sy ny voahosotra hafa (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 14, fehintsoratra 8)