Gazety Fianarana
JOLAY 2020
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 31 AOGOSITRA–27 SEPTAMBRA 2020
© 2020 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Tsy natahotra hiady tamin’i Goliata i Davida, na dia tanora sy hoatran’ny hoe nalemy aza. Niantehitra tamin’i Jehovah izy satria fantany hoe hanome azy hery handresena an’i Goliata i Jehovah. Izany tokoa no nitranga (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 29, fehintsoratra 11)