Gazety Fianarana
NOVAMBRA 2020
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 4-31 JANOARY 2021
© 2020 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Mandeha sambo i Paoly dia misy tafio-drivotra be eny an-dranomasina. Milaza aminy ny anjely iray hoe ho tafavoaka velona daholo ny olona ao amin’ilay sambo (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 46, fehintsoratra 5)