Gazety Fianarana
DESAMBRA 2020
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 1-28 FEBROARY 2021
© 2020 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Fianakaviana manompo an’i Jehovah foana, na dia voasakantsakana aza ny asantsika any amin’ny tany misy an-dry zareo. Matoky izy mianakavy hoe manomana hoavy tsara ho an-dry zareo i Jehovah (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 50, fehintsoratra 4)