Gazety Fianarana
MARTSA 2021
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 3 MEY–6 JONA 2021
© 2020 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Nahay nandray andraikitra sy azo nitokisana i Davida, tamin’izy nikarakara ny andian’ondrin’ny dadany. Niaro azy ireny mihitsy izy rehefa nisy orsa nanafika an-dry zareo (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 9, fehintsoratra 4)