Gazety Fianarana
MEY 2021
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 5 JOLAY–1 AOGOSITRA 2021
© 2021 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Nafana fo nitory tao Jerosalema sy tany amin’ny toerana maro hafa ny mpianatr’i Jesosy, taorian’ny niakarany tany an-danitra (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 20, fehintsoratra 1)