Gazety Fianarana
JONA 2021
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 2-29 AOGOSITRA 2021
© 2021 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Rahalahy manompo miaraka amin’ny vadiny. Mampianatra Baiboly tovolahy anankiray izy mivady. Ilay boky hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! no ampiasain-dry zareo (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 22, fehintsoratra 2)