Gazety Fianarana
JOLAY 2021
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 30 AOGOSITRA–26 SEPTAMBRA 2021
© 2021 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Nahafinaritra ny mpianatr’i Jesosy ny niaraka taminy satria izy tsy mba nanambony tena mihitsy. Faly koa i Jesosy niaraka tamin’ny namany (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 29, fehintsoratra 12)