Gazety Fianarana
AOGOSITRA 2021
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 27 SEPTAMBRA–31 OKTOBRA 2021
© 2021 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Mpivady mitory any amin’ny toerana mila mpitory bebe kokoa; anabavy tanora mandray anjara amin’ny fanorenana Efitrano Fanjakana; mpivady zokiolona mitory an-telefaonina. Mahatonga an-dry zareo ho faly be ny fanompoany (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 34, fehintsoratra 11)