Gazety Fianarana
OKTOBRA 2021
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 6 DESAMBRA 2021–2 JANOARY 2022
© 2021 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Tsy nivadika i Noa fa nitory foana nandritra ny taona maro. Tsy nisy olon-kafa nihaino azy sy nankao amin’ny sambofiara anefa, ankoatra ny vady aman-janany. Na izany aza, dia nahomby i Noa satria nankatò an’Andriamanitra (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 43, fehintsoratra 11)