Gazety Fianarana
NOVAMBRA 2021
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 3-30 JANOARY 2022
© 2021 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Miverina any Moaba i Orpa, fa i Rota kosa mifikitra amin’i Naomy. Izao no lazain’i Rota amin’i Naomy: “Izay alehanao no halehako” (Lahatsoratra Fianarana 45, fehintsoratra 13)