FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w22.1
  • Gazety Fianarana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Gazety Fianarana
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
w22.1
The Watchtower Study Edition, January 2022.

Gazety Fianarana

JANOARY 2022

LAHATSORATRA HIANARANA NY: 28 FEBROARY–3 APRILY 2022

© 2021 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

ANDININ-TENY HO AN’NY TAONA 2022:

“Izay mitady an’i Jehovah ... tsy mba ho ory zava-tsoa.”​—SAL. 34:10

Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.

Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina​—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.

SARY EO AMIN’NY FONONY:

Mety hanandrana hanafika antsika any an-tranontsika ny tafik’i Goga avy any Magoga, mandritra ny fahoriana lehibe. Mampahery anefa ny mahalala fa ho hitan’i Jesosy sy ny anjeliny izay mitranga ary hiaro antsika izy ireo (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 1, fehintsoratra 13)

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara