Gazety Fianarana
APRILY 2022
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 6 JONA–3 JOLAY 2022
© 2022 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Faly sy mirehareha kely erỳ i Eonika renin’i Timoty sy Loisa renibeny mahita an’i Timoty atao batisa (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 17, fehintsoratra 1)