Gazety Fianarana
Mey 2022
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 4 JOLAY–7 AOGOSITRA 2022
© 2022 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Miresaka tanàna an’ohatra ny Apokalypsy toko faha-21. Tsy iza izany fa i Jerosalema Vaovao, izay “nidina avy any an-danitra avy any amin’Andriamanitra.” Hitondra fitahiana be dia be ho an’ny olombelona mankatò izy io, mandritra ny Fanjakana Arivo Taona (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 21, fehintsoratra 14-16)