Gazety Fianarana
JOLAY 2022
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 5 SEPTAMBRA–2 OKTOBRA 2022
© 2022 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Mamoaka sary mazava tsara ny tapany samihafa amin’ny kilalao puzzle rehefa atambatambatra. Hoatr’izany koa ireo faminaniana ao amin’ny bokin’i Daniela sy ny Apokalypsy. Rehefa atambatambatra izy ireny, dia manampy antsika hahita hoe aiza ho aiza isika izao amin’ny fandaharam-potoanan’i Jehovah (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 28, fehintsoratra 2)