Gazety Fianarana
FEBROARY 2023
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 3-30 APRILY 2023
© 2022 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Nasehon’i Jesosy nandritra ny androm-piainany hoe tiany ny Soratra Masina, ary navelany hisy vokany teo amin’izay nataony izany (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 7, fehintsoratra 2)