Gazety Fianarana
Aprily 2023
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 5 JONA–9 JOLAY 2023
© 2023 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Notahin’i Jehovah i Jakoba nandritra ny 20 taona tamin’izy niasa mafy tao amin’i Labana, na dia namitaka azy foana aza io dadatoany io (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 17, fehintsoratra 5)