Gazety Fianarana
NOVAMBRA 2023
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 8 JANOARY–4 FEBROARY 2024
© 2023 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Ezra mitomany sy mivavaka ao amin’ny tempoly, satria kivy noho ny fahotan’ny vahoaka. Mitomany koa ny vahoaka. Mampionona an’i Ezra i Sekania avy eo ka manome toky azy hoe: ‘Mbola misy fanantenana ihany ho an’ny Israely. Manohana anao izahay.’—Ezra 10:2, 4 (Lahatsoratra Fianarana 48, fehintsoratra 17)