FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w24.9
  • Gazety Fianarana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Gazety Fianarana
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
w24.9
Jesosy mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana any an-danitra mandinika antokon’olona roa eto an-tany. Sary: Rahalahy sy anabavy manompo an’i Jehovah. 1) Anabavy mitazona tablette dia miandrandra ny lanitra. 2) Mpivady miara-mamaky Baiboly. 3) Rahalahy sy anabavy manorina tranon’ny fandaminana. 4) Rahalahy mivavaka any am-pigadrana. 5) Anabavy zokiolona mamaly teny any am-pivoriana. 6) Anabavy marary any amin’ny hopitaly. Eo am-pandriana izy no manolotra taratasy mivalona amin’ny mpiasan’ny hopitaly. 7) Lehilahy iray mianatra miaraka amin’ny vady aman-janany. Sary: Lehilahy sy vehivavy tsy miraharaha ny torolalan’ny Baiboly. 1) Lehilahy iray mivavaka any amin’ny trano filokana. 2) Lehilahy mikasi-tanana vehivavy. 3) Vahoaka romotra mirotaka. 4) Lehilahy iray mitondra basy manaraka vehivavy iray any amin’ny toerana fiantsonan’ny fiara. 5) Mpitondra fivavahana mivavaka ho an’ny miaramila. 6) Vehivavy midoroka zava-mahadomelina.

Gazety Fianarana

SEPTAMBRA 2024

LAHATSORATRA HIANARANA NY: 11 NOVAMBRA–8 DESAMBRA 2024

© 2024 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.

Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina​—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara