Gazety Fianarana
JANOARY 2025
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 3 MARTSA–6 APRILY 2025
© 2024 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
ANDININ-TENY HO AN’NY TAONA 2025:
“Omeo voninahitra i Jehovah fa mendrika an’izany ny anarany.”—SAL. 96:8.
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.