MANOVA OLONA NY BAIBOLY
Rahoviana no Hanjaka ny Fitiavana ary ho Resy ny Fankahalana?
Nifankahala sy nifamono nandritra ny taona maro ny Jiosy sy ny Palestinianina. Nisy tamin’izy ireo anefa nahavita tsy nifankahala intsony, ary lasa nifankatia. Misy tantaran’olona roa nahavita an’izany ato.