1
Fandresena azon’ny fokon’i Joda sy Simeona (1-20)
Tsy niala tao Jerosalema ny Jebosita (21)
Azon’ny taranak’i Josefa i Betela (22-26)
Tsy noroahina daholo ny Kananita (27-36)
2
3
Notsapain’i Jehovah ny Israely (1-6)
Otniela, mpitsara voalohany (7-11)
Novonoin’i Ehoda Mpitsara i Eglona mpanjaka matavy be (12-30)
Samgara Mpitsara (31)
4
Nampijalin’i Jabina Mpanjaka ny Israely (1-3)
Debora mpaminanivavy sy Baraka Mpitsara (4-16)
Novonoin’i Jaela i Sisera lehiben’ny tafika (17-24)
5
6
Nampijalin’ny Midianina ny Israely (1-10)
Nisy anjely nanome toky an’i Gideona Mpitsara fa hampiana izy (11-24)
Narodan’i Gideona ny alitaran’i Bala (25-32)
Niasa tamin’i Gideona ny fanahin’i Jehovah (33-35)
Volonondry natao hamantarana raha hanampy Andriamanitra (36-40)
7
8
Nila ady tamin’i Gideona ny Efraimita (1-3)
Nenjehina dia novonoina ireo mpanjaka midianita (4-21)
Tsy nety natao mpitondra i Gideona (22-27)
Famintinana ny fiainan’i Gideona (28-35)
9
Lasa mpanjaka tao Sekema i Abimeleka (1-6)
Fanoharana nataon’i Jotama (7-21)
Feno herisetra ny fitondran’i Abimeleka (22-33)
Nanafika an’i Sekema i Abimeleka (34-49)
Vehivavy nandratra an’i Abimeleka; maty i Abimeleka (50-57)
10
Tola sy Jaira Mpitsara (1-5)
Nikomy ny Israely dia nibebaka (6-16)
Norahonan’ny Amonita ny Israely (17, 18)
11
Noroahina i Jefta Mpitsara, nefa natao mpitarika tatỳ aoriana (1-11)
Nampisaintsaina an’ireo Amonita i Jefta (12-28)
Ny voadin’i Jefta sy ny zanany vavy (29-40)
12
Niady tamin’ny Efraimita (1-7)
Ibzana, Elona, ary Abdona Mpitsara (8-15)
13
14
Te haka vehivavy filistinina ho vadiny i Samsona Mpitsara (1-4)
Nampian’ny fanahin’i Jehovah i Samsona, dia nahavita namono liona (5-9)
Ankamantatra nataon’i Samsona nandritra ny fampakaram-bady (10-19)
Nomena lehilahy hafa ny vadin’i Samsona (20)
15
16
17
18
19
20
21