1
2
Lasa mpanjakan’ny Joda i Davida (1-7)
Lasa mpanjakan’ny Israely i Isboseta (8-11)
Niady ny fianakavian’i Davida sy ny an’i Saoly (12-32)
3
Nihanahery ny fianakavian’i Davida (1)
Ny zanakalahin’i Davida (2-5)
Lasa nanohana an’i Davida i Abnera (6-21)
Novonoin’i Joaba i Abnera (22-30)
Nisaona an’i Abnera i Davida (31-39)
4
5
6
7
Tsy i Davida no hanorina ny tempoly (1-7)
Fifanekena momba ny fanjakana natao tamin’i Davida (8-17)
Vavaka fisaorana nataon’i Davida (18-29)
8
9
10
11
Nijangajanga tamin’i Batseba i Davida (1-13)
Nasain’i Davida novonoina i Oria (14-25)
Nalain’i Davida ho vady i Batseba (26, 27)
12
Nanarin’i Natana i Davida (1-15a)
Maty ny zanak’i Batseba (15b-23)
Teraka an’i Solomona i Batseba (24, 25)
Azo i Raba tanànan’ny Amonita (26-31)
13
Novetavetain’i Amnona i Tamara (1-22)
Novonoin’i Absaloma i Amnona (23-33)
Nandositra tany Gesora i Absaloma (34-39)
14
Joaba sy ilay vehivavy tekoita (1-17)
Fantatr’i Davida ny tetik’i Joaba (18-20)
Navela hody i Absaloma (21-33)
15
Nikomy i Absaloma (1-12)
Nandositra niala tao Jerosalema i Davida (13-30)
Lasa nanohana an’i Absaloma i Ahitofela (31)
Nirahina hanohitra an’i Ahitofela i Hosay (32-37)
16
Nanendrikendrika an’i Mefiboseta i Ziba (1-4)
Nanozona an’i Davida i Simey (5-14)
Nandray an’i Hosay i Absaloma (15-19)
Ny torohevitr’i Ahitofela (20-23)
17
18
19
Nisaona an’i Absaloma i Davida (1-4)
Nanarin’i Joaba i Davida (5-8a)
Nody tany Jerosalema i Davida (8b-15)
Nangata-pamelana i Simey (16-23)
Voaporofo hoe tsy nanan-tsiny i Mefiboseta (24-30)
Nomena voninahitra i Barzilay (31-40)
Nifamaly ny fokon’i Joda sy Israely (41-43)
20
Nikomy i Sheba; novonoin’i Joaba i Amasa (1-13)
Nenjehina i Sheba ary notapahina ny lohany (14-22)
Ireo manam-pahefana tao amin’ny fanjakan’i Davida (23-26)
21
22
23
24
Nanota i Davida tamin’ilay nanisa vahoaka (1-14)
Nisy 70 000 no matin’ny areti-mandringana (15-17)
Nanorina alitara i Davida (18-25)