1
Davida sy Abisaga (1-4)
Te ho lasa mpanjaka i Adonia (5-10)
Ny zavatra nataon’i Natana sy Batseba (11-27)
Nasain’i Davida nohosorana ho mpanjaka i Solomona (28-40)
Nandositra nankeo amin’ny alitara i Adonia (41-53)
2
Nanafatrafatra an’i Solomona i Davida (1-9)
Maty i Davida; lasa mpanjaka i Solomona (10-12)
Maty i Adonia noho ny tetika nataony (13-25)
Nasaina niverina tany amin’ny taniny i Abiatara; novonoina i Joaba (26-35)
Novonoina i Simey (36-46)
3
Nalain’i Solomona ho vady ny zanakavavin’i Farao (1-3)
Niseho tamin’i Solomona tao amin’ny nofy i Jehovah (4-15)
Nitsara renim-pianakaviana roa i Solomona (16-28)
4
Ireo manam-pahefana tao amin’ny fanjakan’i Solomona (1-19)
Niadana ny olona nandritra ny fitondran’i Solomona (20-28)
Ny fahendren’i Solomona sy ny ohabolana nataony (29-34)
5
6
7
Ny lapan’i Solomona (1-12)
Nalaina mba hanampy an’i Solomona i Hirama, ary tena nahay izy (13-47)
Andry varahina roa (15-22)
Fitoeran-drano varahina nantsoina hoe Ranomasina (23-26)
Kalesy sy kovetabe varahina folo (27-39)
Vita ireo fitaovana volamena (48-51)
8
Nentina tao amin’ny tempoly ny Vata masina (1-13)
Nikabary tamin’ny vahoaka i Solomona (14-21)
Vavak’i Solomona tamin’ny fitokanana ny tempoly (22-53)
Nitso-drano ny vahoaka i Solomona (54-61)
Sorona sy fety tamin’ny fitokanana (62-66)
9
Niseho tamin’i Solomona indray i Jehovah (1-9)
Fanomezana nomen’i Solomona an’i Hirama Mpanjaka (10-14)
Tetikasa nataon’i Solomona (15-28)
10
11
Voatariky ny vadin’i Solomona ny fony (1-13)
Mpanohitra an’i Solomona (14-25)
Nampanantenaina i Jeroboama hoe hahazo foko folo (26-40)
Maty i Solomona; natao mpanjaka i Rehoboama (41-43)
12
Valin-teny henjana nomen’i Rehoboama (1-15)
Nikomy ny foko folo (16-19)
Natao mpanjakan’ny Israely i Jeroboama (20)
Tsy navela hiady tamin’ny Israely i Rehoboama (21-24)
Namorona fivavahana tamin’ny zanak’omby i Jeroboama (25-33)
13
14
15
Abiama, mpanjakan’ny Joda (1-8)
Asa, mpanjakan’ny Joda (9-24)
Nadaba, mpanjakan’ny Israely (25-32)
Basa, mpanjakan’ny Israely (33, 34)
16
Nanameloka an’i Basa i Jehovah (1-7)
Elaha, mpanjakan’ny Israely (8-14)
Zimry, mpanjakan’ny Israely (15-20)
Omry, mpanjakan’ny Israely (21-28)
Ahaba, mpanjakan’ny Israely (29-33)
Nanorina indray an’i Jeriko i Hiela (34)
17
Nilaza i Elia mpaminany fa hisy hain-tany (1)
Nitondra sakafo ho an’i Elia ny goaika (2-7)
Nankany amin’ny vehivavy mpitondratena tany Zarefata i Elia (8-16)
Maty ny zanakalahin’ilay mpitondratena ary natsangana (17-24)
18
Nihaona tamin’i Obadia sy Ahaba i Elia (1-18)
Elia nifanandrina tamin’ny mpaminanin’i Bala tao Karmela (19-40)
Tapitra ilay hain-tany telo taona sy tapany (41-46)
19
Nandositra i Elia satria tezitra be taminy i Jezebela (1-8)
Niseho tamin’i Elia tao Horeba i Jehovah (9-14)
Nasaina nohosoran’i Elia i Hazaela, Jeho, Elisa (15-18)
Voatendry handimby an’i Elia i Elisa (19-21)
20
Niady tamin’i Ahaba ny Syrianina (1-12)
Resin’i Ahaba ny Syrianina (13-34)
Faminaniana momba an’izay hanjo an’i Ahaba (35-43)
21
Notsiriritin’i Ahaba ny tanimboalobok’i Nabota (1-4)
Nanao tetika hamonoana an’i Nabota i Jezebela (5-16)
Ny tenin’i Elia momba an’izay hanjo an’i Ahaba (17-26)
Nanetry tena i Ahaba (27-29)
22
Nanao fifanekena tamin’i Ahaba i Josafata (1-12)
Naminany i Mikaia hoe ho resy ny Israely (13-28)
Maty tany Ramota-gileada i Ahaba (29-40)
Lasa mpanjakan’ny Joda i Josafata (41-50)
Ahazia, mpanjakan’ny Israely (51-53)