1
2
3
4
5
6
7
Tonga ny farany (1-27)
Loza mbola tsy nisy hoatr’izany (5)
Hatsipy eny an-dalana ny vola (19)
Hozimbazimbaina ny tempoly (22)
8
9
10
Afo nalaina avy teo anelanelan’ireo kodiarana (1-8)
Kerobima sy kodiarana (9-17)
Niala tao amin’ny tempoly ny voninahitr’i Jehovah (18-22)
11
Nomelohina ireo andriana ratsy fanahy (1-13)
Haverina any amin’ny taniny ny vahoaka (14-21)
Niala tao Jerosalema ny voninahitr’i Jehovah (22, 23)
Niverina tany Kaldea i Ezekiela, tao anatin’ny fahitana (24, 25)
12
13
14
15
16
17
18
19
20
Nikomy foana ny Israely (1-32)
Haverina any amin’ny taniny ny Israely (33-44)
Faminaniana hoe hisy loza hanjo ny faritra atsimo (45-49)
21
Hotsoahana avy ao anaty tranony ny sabatr’i Jehovah (1-17)
Hanafika an’i Jerosalema ny mpanjakan’i Babylona (18-24)
Hesorina ilay ratsy fanahy mpiadidy ny Israely (25-27)
Sabatra handripahana ny Amonita (28-32)
22
Jerosalema, ilay tanàna mpandatsa-dra (1-16)
Hoatran’ny tain-drendrika tsy misy ilana azy ny Israely (17-22)
Nomelohina ny mpitondra sy ny vahoakan’Israely (23-31)
23
24
25
Faminaniana hoe hisy loza hanjo ny Amonita (1-7)
Faminaniana hoe hisy loza hanjo an’i Moaba (8-11)
Faminaniana hoe hisy loza hanjo an’i Edoma (12-14)
Faminaniana hoe hisy loza hanjo ny Filistinina (15-17)
26
27
28
Faminaniana hoe hisy loza hanjo ny mpanjakan’i Tyro (1-10)
Hira fisaonana an’ilay mpanjakan’i Tyro (11-19)
Faminaniana hoe hisy loza hanjo an’i Sidona (20-24)
Haverina any amin’ny taniny ny Israely (25, 26)
29
30
31
32
33
Andraikitry ny mpitily (1-20)
Vaovao hoe rava i Jerosalema (21, 22)
Hafatra ho an’ny mponin’ireo tanàna rava (23-29)
Tsy hanaraka an’izay lazaina aminy ny olona (30-33)
34
35
36
37
38
39
Haringana i Goga sy ny miaramilany (1-10)
Halevina ao amin’ny Lohasahan’i Hamona-goga (11-20)
Haverina any amin’ny taniny ny Israely (21-29)
40
Nentina tany Israely i Ezekiela, tao anatin’ny fahitana (1, 2)
Nahita tempoly i Ezekiela, tao anatin’ny fahitana (3, 4)
Tokotany sy vavahady (5-47)
Vavahady mitodika miantsinanana (6-16)
Tokotany ivelany; vavahady hafa (17-26)
Tokotany anatiny sy ny vavahady tao (27-37)
Efitra fisakafoana tao amin’ny tempoly (38-46)
Alitara (47)
Lala-mitafon’ilay tempoly (48, 49)
41
Ny Masina tao amin’ny tempoly (1-4)
Ny rindrina sy ireo efitrefitra nanodidina (5-11)
Tranobe teo andrefana (12)
Norefesina ireo trano (13-15a)
Ny tao anatin’ny Masina (15b-26)
42
43
44
Hihidy foana ny vavahady mitodika miantsinanana (1-3)
Fitsipika momba ny hafa firenena (4-9)
Fitsipika ho an’ny Levita sy ny mpisorona (10-31)
45
Ny fanomezana masina sy ilay tanàna (1-6)
Ny anjaran’ny mpiadidy (7, 8)
Tokony hanao ny marina ny mpiadidy (9-12)
Fanomezana ataon’ny vahoaka sy andraikitry ny mpiadidy (13-25)
46
Fanatitra atao amin’ny fotoana sasany (1-15)
Tanin’ny mpiadidy homeny ho lova (16-18)
Toerana hampangotrahana ny fanatitra (19-24)
47
48