1
Fiarahabana (1-3)
Nisaotra an’i Jehovah i Paoly noho ny amin’ireo Korintianina (4-9)
Fampirisihana mba hiray hina (10-17)
Kristy, ilay hery sy fahendren’Andriamanitra (18-25)
I Jehovah ihany no atao rehareha (26-31)
2
Fitorian’i Paoly tany Korinto (1-5)
Tena miavaka ny fahendren’Andriamanitra (6-10)
Ny tsy itovizan’ny olona araka ny fanahy sy ny olona araka ny nofo (11-16)
3
Mbola araka ny nofo ny Korintianina (1-4)
Andriamanitra no mampitombo (5-9)
Manorina amin’ny fitaovana tsy mety may (10-15)
Tempolin’Andriamanitra ianareo (16, 17)
Hadalana amin’Andriamanitra ny fahendren’izao tontolo izao (18-23)
4
Tokony ho mendri-pitokisana ny mpanompo (1-5)
Tokony hanetry tena ny Kristianina (6-13)
Tia sy mikarakara ny zanany ara-panahy i Paoly (14-21)
5
6
Kristianina mifampitory eny amin’ny fitsarana (1-8)
Ireo tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra (9-11)
Ampiasao hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ny vatanareo (12-20)
7
Torohevitra ho an’ny tsy manambady sy ny manambady (1-16)
Mijanòna toy ny tamin’ianareo nantsoina (17-24)
Ny tsy manambady sy ny maty vady (25-40)
8
9
10
Fampitandremana avy amin’ny tantaran’ny Israely (1-13)
Fampitandremana mba tsy hanompo sampy (14-22)
Fahafahana sy fiheverana ny hafa (23-33)
11
12
13
14
15
Natsangana tamin’ny maty i Kristy (1-11)
Fototry ny finoana ny fitsanganana amin’ny maty (12-19)
Antoka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty (20-34)
Vatana ara-nofo, vatana ara-panahy (35-49)
Tsy mety maty sy tsy mety lo (50-57)
Be atao foana amin’ny asan’ny Tompo (58)
16
Fanangonam-bola ho an’ny Kristianina tany Jerosalema (1-4)
Ny toerana halehan’i Paoly (5-9)
Ny fitsidihan’i Timoty sy Apolosy (10-12)
Fandrisihana sy firarian-tsoa (13-24)