1
Fiarahabana (1, 2)
Misaotra an’Andriamanitra i Paoly; vavaka nataony (3-11)
Nandroso ny vaovao tsara na dia nisy olana aza (12-20)
Raha velona, dia ho an’i Kristy; raha maty, mahazo tombony (21-26)
Miezaha hitondra tena mendrika ny vaovao tsara (27-30)
2
Manetre tena (1-4)
Nanetry tena i Kristy, dia avy eo nasandratra (5-11)
Miezaha foana mba ho voavonjy (12-18)
Tiany hirahina i Timoty sy Epafrodito (19-30)
3
4
Miraisa saina, mifalia, zavatra tsara saintsainina (1-9)
Fankasitrahana ny fanomezan’ny Filipianina (10-20)
Firarian-tsoa (21-23)