1
Fiarahabana (1, 2)
Nisaotra an’Andriamanitra i Paoly noho i Timoty nanam-pinoana (3-5)
Ataovy miredareda toy ny afo ilay fanomezan’Andriamanitra (6-11)
Aza ialana mihitsy ny teny mahasoa (12-14)
Ny fahavalon’i Paoly sy ny namany (15-18)
2
Ampitao amin’ny lehilahy mahay ny vaovao tsara (1-7)
Miaritra fahoriana noho ny vaovao tsara (8-13)
Manazava ny tenin’Andriamanitra amin’ny fomba marina tsara (14-19)
Andosiro ny faniriana mpitranga amin’ny tanora (20-22)
Ny atao rehefa misy mpanohitra (23-26)
3
Fotoan-tsarotra tsy mora atrehina amin’ny andro farany (1-7)
Nanaraka akaiky ny ohatr’i Paoly (8-13)
“Araho foana ny zavatra nianaranao” (14-17)
4
“Ataovy tsara ny fanompoanao” (1-5)
“Efa niady ny ady tsara aho” (6-8)
Toromarika ho an’i Timoty (9-18)
Firarian-tsoa (19-22)