TITOSY TOPY MASO 1 Fiarahabana (1-4) Nasaina nanendry anti-panahy tany Kreta i Titosy (5-9) Anaro ireo mikomy (10-16) 2 Fampianarana mahasoa ho an’ny tanora sy ny zokiolona (1-15) Mandà an’izay mifanohitra amin’ny sitrapon’Andriamanitra (12) Mazoto manao asa tsara (14) 3 Manaiky fahefana araka ny tokony ho izy (1-3) Miezaha ho vonona hanao asa tsara (4-8) Halaviro ny adihevitra adaladala sy ny sekta (9-11) Toromarika ho an’i Titosy sy firarian-tsoa (12-15)