FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb fizarana 1
  • Fampidirana ny Fizarana 1

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 1
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Hahafantatra Kokoa An’i Jehovah Ianao Raha Mandinika ny Zavaboariny
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Ampiasao ny Zavaboary mba Hampianarana ny Zanakao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Hita Amin’ny Zavaboary hoe Tia Antsika Andriamanitra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Nanamboatra ny Lanitra sy ny Tany Andriamanitra
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb fizarana 1
Happy people enjoy creation

Fampidirana ny Fizarana 1

Vao manomboka ny Baiboly, dia miresaka hoe i Jehovah no namorona ny zavatra any an-danitra sy etỳ an-tany. Manan-janaka ve ianao? Ampianaro azy fa be dia be ny zavatra noforonin’i Jehovah, sady tsara be daholo. Tsy nataony mitovy amin’ny biby ny olombelona satria nataony mahay miteny, mieritreritra, mamorona zavatra, mihira, ary mivavaka. Ampio ho tia an’i Jehovah ny zanakao, ka ampianaro hoe tena mahery sy manam-pahendrena i Jehovah ary tiany ny zavatra noforoniny rehetra, anisan’izany isika tsirairay.

TADIDIO IZAO:

  • I Jehovah sy ny Zanany no nanamboatra ny tany mba hipetrahantsika

  • Namorona lehilahy sy vehivavy i Jehovah, dia ry zareo no lasa fianakaviana voalohany. Nasain’i Jehovah niteraka ry zareo

  • Tian’i Jehovah hiaina mandrakizay ny olombelona ka hiadana sy hifankatia

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara