FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lff fizarana 4
  • Famerenana ny Fizarana 4

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Famerenana ny Fizarana 4
  • Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Mitovitovy Aminy
  • Famerenana ny Fizarana 2
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Famerenana ny Fizarana 3
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Famerenana ny Fizarana 1
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Fizarana 4
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
Hijery Hafa
Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
lff fizarana 4

Famerenana ny Fizarana 4

Endrika Sary

Iaraho midinika ireto fanontaniana ireto:

Raim-pianakaviana miara-mivavaka amin’ny vadiny sy ny zanany vavikely.
  1. Vakio ny Ohabolana 13:20.

    • Nahoana no mila fidinao tsara ny namanao?

      ( Jereo ny Lesona 48.)

  2. Inona no torohevitry ny Baiboly afaka manampy anao raha...

    • lehilahy na vehivavy manambady ianao?

    • ray aman-dreny na zanaka ianao?

      ( Jereo ny Lesona 49 sy 50.)

  3. Teny hoatran’ny ahoana no mampifaly an’i Jehovah? Teny hoatran’ny ahoana no tsy tiany?

    ( Jereo ny Lesona 51.)

  4. Inona no toro lalan’ny Baiboly hanampy anao hahay hifidy akanjo sy taovolo?

    ( Jereo ny Lesona 52.)

  5. Inona no hanampy anao hifidy fialam-boly mampifaly an’i Jehovah?

    ( Jereo ny Lesona 53.)

  6. Vakio ny Matio 24:45-47.

    • Iza “ilay mpanompo mendri-pitokisana sy malina”?

      ( Jereo ny Lesona 54.)

  7. Ahoana no azonao ampiasana ny fotoananao sy ny herinao ary ny fanananao mba hanampiana ny fiangonana?

    ( Jereo ny Lesona 55.)

  8. Vakio ny Salamo 133:1.

    • Inona ny zavatra sasany azonao atao mba hiray saina foana ny fiangonana?

      ( Jereo ny Lesona 56.)

  9. Raha manao fahotana lehibe isika, inona no mila ataontsika mba hahazoana ny fanampian’i Jehovah?

    ( Jereo ny Lesona 57.)

  10. Vakio ny 1 Tantara 28:9 sy ny fanamarihana ambany pejy.

    • Ahoana no hampisehoanao hoe “mifikitra tanteraka” amin’i Jehovah ianao, rehefa misy miala amin’ny fahamarinana na manohitra ny fivavahana marina?

    • Misy fiovana mbola mila ataonao ve mba tsy hifandray amin’ny fivavahan-diso mihitsy ianao?

      ( Jereo ny Lesona 58.)

  11. Inona no hanampy anao ho vonona hiatrika fanenjehana?

    ( Jereo ny Lesona 59.)

  12. Inona no eritreretinao hatao mba handroso foana ianao?

    ( Jereo ny Lesona 60.)

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara