Ampifalio ny Fon’i Jehovah!
MARAINA
9.30 Mozika
9.40 Hira 29 sy Vavaka
9.50 Ampifalio ny Fon’i Jehovah!
10.05 Lahateny Mifampitohy: Tahafo Ireto Toetran’i Jehovah Efatra Ireto:
• Manao ny Rariny
• Tsy Manampatra Hery sy Fahefana
• Manam-pahendrena
• Be Fitiavana
11.05 Hira 81 sy Fampandrenesana
11.15 Manome Voninahitra An’Andriamanitra Isika Rehefa “Mamoa Be”
11.30 Fanokanan-tena sy Batisa
12.00 Hira 49
TOLAKANDRO
1.10 Mozika
1.20 Hira 28 sy Vavaka
1.30 Lahateny ho An’ny Besinimaro: Ahoana no Azonao Ampifaliana An’Andriamanitra?
2.00 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana
2.30 Hira 35 sy Fampandrenesana
2.40 Lahateny Mifampitohy: Manaova Zavatra Mampifaly An’i Jehovah...
• eo Amin’ny Fiainanao Manokana
• ao An-tokantrano
• eo Anivon’ny Fiangonana
• eo Amin’ny Fiaraha-monina
3.40 “Ny Fifaliana avy Amin’i Jehovah no Fiarovana Mafy ho Anareo”
4.15 Hira 110 sy Vavaka