FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Hevitra Azo Resahina
Fitorianaa
Fanontaniana: Sazy avy amin’Andriamanitra ve ny fijaliana?
Andinin-teny: Jk 1:13
Horesahina amin’ny manaraka: Nahoana isika no mijaly?
Fiverenana Mitsidikab
Fanontaniana: Nahoana isika no mijaly?
Andinin-teny: 1Jn 5:19
Horesahina amin’ny manaraka: Tsy miraharaha ny fijaliantsika ve Andriamanitra?