FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.11 20
  • Tsara Laza Hoatran’i Joba ve Ianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tsara Laza Hoatran’i Joba ve Ianao?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • “Aoka Ianao Hanantena An’i Jehovah”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
  • Iza i Joba?
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.11 20
Manome sakafo ho an’ny vehivavy mahantra iray sy ny zanany lahy, eo am-bavahadin’ny tanàna, i Joba.

Be fitiavana sy tsy mivadika amin’ireo mila fanampiana i Joba

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tsara Laza Hoatran’i Joba ve Ianao?

Lasa nohajain’ny mpiara-belona taminy i Joba (Jb 29:7-11)

Nalaza ho be fitiavana sy tsy nivadika tamin’ireo nila fanampiana i Joba (Jb 29:12, 13; w02 15/5 22 § 19; jereo ny sary, pejy 1)

Nanao ny rariny sy tia fahamarinana i Joba (Jb 29:14; it Fitafiana: “Heviny an’ohatra” § 3)

Sary: Anabavy tanora iray manampy olona isan-karazany. 1) Avelan’ilay anabavy hitehina aminy ny anabavy be taona anankiray sady mandeha ry zareo. 2) Mihaino tsara ny anabavy iray mamboraka ny ao am-pony izy. 3) Mitory amin’ny vehivavy iray mitondra ny alikany izy sy ny anabavy iray hafa. 4) Manasa vahiny any an-tranony izy dia mandroso sakafo ho an-dry zareo.

Zava-dehibe ny hoe tsara laza. (w09 1/2 15 § 3-4) Lasa manana laza tsara isika rehefa miezaka manao ny tsara foana.

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona no toetra ahafantaran’ny olona ahy?’

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara