FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.11 23
  • Nadio Fitondran-tena Foana i Joba

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nadio Fitondran-tena Foana i Joba
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • “Aoka Ianao Hanantena An’i Jehovah”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
  • Aza Mijery Zavatra Tsy Misy Ilana Azy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Iza i Joba?
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • “Ho Tonga Aminao Ireto Fitahiana Rehetra Ireto ka Hahatratra Anao”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.11 23

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nadio Fitondran-tena Foana i Joba

Nanao fifanekena tamin’ny masony i Joba (Jb 31:1; hf 2:6)

Nataon’i Joba tao an-tsaina foana ny vokatry ny fitondran-tena ratsy (Jb 31:2, 3; w08 1/9 11 § 4)

Nitadidy i Joba hoe mandinika ny ataony i Jehovah (Jb 31:4; w10 15/11 5-6 § 15-16)

Rahalahy iray rikoriko tsy te hijery ny ordinaterany sady manidy azy haingana.

Ny hoe madio fitondran-tena dia midika hoe tsy misy loto. Ary tsy izay hitan’ny olona etỳ ivelany fotsiny no madio fa ny any anatintsika koa. Tiantsika àry raha madio na dia ny any am-pontsika aza.​—Mt 5:28.

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara