Fanamarihana Ambany Pejy
b Inona no afaka manampy ny olona iray raha lasa zatra mikasikasika ny filahiany na ny fivaviany izy? Jereo ilay hoe “Inona no Hataoko fa Lasa Zatra Mikasikasika Filahiana Aho?”, ao amin’ilay boky hoe Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Voalohany, toko 25.