Fanamarihana Ambany Pejy
a Avy eo amin’ny 455 T.K. ka hatramin’ny 1 T.K., misy 454 taona. Avy eo amin’ny 1 T.K. ka hatramin’ny 1 A.K., misy herintaona (tsy misy taona 0). Avy eo amin’ny 1 A.K. ka hatramin’ny 29 A.K., misy 28 taona. Raha ampifanampiana ny 454 sy 1 ary 28, dia manome 483 taona.