Fanamarihana Ambany Pejy
a Tia an’i Jehovah ihany ny olona sasany, nefa misalasala raha vonona hatao batisa sy ho lasa Vavolombelon’i Jehovah. Hoatr’izany ve ianao? Hampahatsiahy anao ity lahatsoratra ity hoe inona avy no azonao atao mba ho vonona amin’izany.