Fanamarihana Ambany Pejy
a Ahoana no ahalalana hoe rahoviana no fotoana itenenana ary rahoviana no fotoana anginana? Misy toro lalana momba an’izany ao amin’ny Tenin’Andriamanitra. Ho faly amin’izay teny lazaintsika i Jehovah, raha mahafantatra sy mampihatra an’izay lazain’ny Baiboly isika.