Fanamarihana Ambany Pejy
c SARY: Mpivady mitory isan-trano dia mandinika tsara. Ireto avy no hitany: 1) Trano voakarakara tsara sy voaravaka voninkazo. 2) Trano misy fianakaviana manan-janaka kely. 3) Trano tsy voakarakara na ny anatiny na ny ivelany. 4) Tranona mpivavaka. Iza amin’izy ireo no tena eritreretinao hoe mety ho lasa mpianatr’i Jesosy?