Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsy lavorary isika dia mora mitsaratsara olona. Tsy hoatr’izany anefa i Jehovah fa mijery ny any am-po. (1 Sam. 16:7) Ho hitantsika ato amin’ity lahatsoratra ity fa tena be fitiavana izy rehefa nifandray tamin’i Jona, Elia, Hagara, ary Lota. Hanampy antsika izany mba hanahaka azy rehefa mifandray amin’ny rahalahy sy anabavy.