Fanamarihana Ambany Pejy
c SARY: Mieritreritra ny mpiandraikitra ny andia-mpitory iray fa tia mitokantokana sy miavonavona ny anabavy iray. Fantany anefa tatỳ aoriana hoe hay izy saro-kenatra fotsiny, dia tsy mahazo aina rehefa tafaraka amin’ny olona tsy fantany tsara.