Fanamarihana Ambany Pejy
d SARY: Rehefa nihaona voalohany tany amin’ny Efitrano Fanjakana ny anabavy roa, dia nihevitra ilay anabavy iray hoe konjokonjo sy tsy miraharaha ny hafa ilay iray. Tsy arakaraka izany anefa no fahitany azy rehefa niezaka hahafantatra azy izy.