Fanamarihana Ambany Pejy
b SARY: 1) Afaka mianatra momba ny fiainan’i Jesosy sy ny fanompoany isika mandritra ny Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana. 2) Mila miezaka mihavana amin’ireo rahalahy sy anabavy ao amin’ny fiangonana isika. 3) Manohana ny rahalahin’i Kristy isika rehefa manao izay tsara indrindra vitantsika eo amin’ny fanompoana. 4) Tsara koa raha manaiky ny fanapahan-kevitry ny anti-panahy isika rehefa atambatra ny fiangonana.