Fanamarihana Ambany Pejy
a Betsaka ny mpanompon’i Jehovah mijaly satria mihantitra na marary. Mahatsiaro ho vizana koa isika rehetra indraindray. Hoatran’ny tsy ho vita àry izany hoe hihazakazaka izany. Manao hazakazaka hahazoana fiainana anefa isika, araka ny noresahin’ny apostoly Paoly. Hodinihintsika ato hoe inona no azontsika rehetra atao mba hahavitana hiaritra amin’ilay hazakazaka sy hahazoana loka.