Fanamarihana Ambany Pejy
a Fa maninona ny olona sasany nanompo an’i Jehovah nandritra ny taona maro no lasa tsy miaraka amin’ny fiangonana intsony? Ahoana no fahitan’i Jehovah an-dry zareo? Ahoana no nanampiany ny mpanompony sasany taloha? Inona no azontsika ianarana avy amin’izany? Handinika an’ireo isika ato.